Mandray anjara amin’ny Sommet sur les Minéraux Critiques et les Énergies Propres, izay tanterahana any Paris (Frantsa) i Madagasikara.
Nisy ny fandraisam-pitenenana nataon’ny Minisitry ny harena an-kibon’ny tany sy ny loharanonkarena stratejika RAKOTOMALALA Herindrainy Olivier nandritra ny lanonam-panokafana an’izany
Lire la suite