FIARAHA-MIASA AMIN’NY FIRENENA AMERIKANA : dinika momba ny fanavaozana ny AGOA sy ny fiaraha-miasa momba ny « minéraux critiques » notanterahana tany Washington
Nitohy ny faha-26 sy 27 Martsa 2025 ireo fihaonana avo lenta sy ady sisika tanterahan’ny delegasiona malagasy any Washington DC
Lire la suite