Nivahiny tao amin’ny Fandaharana ADY HEVITRA tao amin’ny Televiziona Malagasy ny Zoma 15 Janoary 2021 Andriamatoa Fidiniavo RAVOKATRA, Minisitry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny Loharanonkarena Stratejika.
Lohahevitra maromaro no voaresaka nandritra izany, isan’izany ny momba: Ny raharaha volamena 73,5 kg naondrana antsokosoko tratra tao Afrika Atsimo:
Lire la suite