AKOM-BAOVAO DIRMRS MAHAJANGA SY DIANA: Fiarahamiasa amin’ny zandarimaria sy polisimpirenena momba ny fampanarahan-dalana ny fitaterana harena ankibon’ny tany
Nisy ny hetsika fanamafisana ireo tsara ho fantatra ho an’ireo ekipan’ny CIRGN, Fari-piadidian’ny Zandarimariam-pirenena Faritany Mahajanga izay nifandrimbonan’ny avy eo
Lire la suite