FILANKEVITRY NY MINISITRA-ALAROBIA FAHA-27 NOVAMBRA 2024 : Nankatoavina ny fanafoanana ny fampiatoana ny fitrandrahan’ny orinasa Base Toliara ary hisy ny fifanaraham-piaraha-miasa hosoniaviny miaraka amin’ny Fanjakana Malagasy
Ny taona 2019 no nandraisan’ny Filankevitry ny Minisitra ny fanapahan-kevitra fampiatoana ny momba ny tetikasa fitrandrahana fasi-mainty Base Toliara. Nanomboka
Lire la suite