TETIKASA FITRANDRAHANA TANTERAHAN’NY BASE TOLIARA
Fanazavana nentin’Andriamatoa Talem-paritry ny harena an-kibon’ny tany DRMIM Atsimo Andrefana tao amin’ny Radio Télévision Soa Talihy Toliara
Fampahafantarana ankapobeny momba ny Tetikasa : tsiahy, fahazoan-dalana, akora hotrandrahana sns.
Fanazavana momba ny fitrandrahana monazite hotanterahana
Fomba fitrandrahana hampiasaina sy ny fikirakirana ho fanasarahana ireo fasika mineraly amin’ny akoran-tany
Fanazavana ny tahan’ny akora mineraly sy ny ampahany misy taratra radioactive ary koa ny fepetra raisin’ny Fanjakana manoloana an’izany
Ireo tombontsoa hateraky ny fanatanterahana ny Tetikasa
Fampahafantarana ireo dingana amin’ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany goavana mandritra ny fotoam-pisiany
Manasa anao hanaraka ny antsipirihany amin’izany ao anatin’ity horonantsary ity https://web.facebook.com/share/v/1Hohc8J3vL/