Nitondra fanampim-panazavana mikasika ireo teboka notapahina nandritra ireo Filankevitry ny Minisitra, momba ny Minisiteran’ ny harena an-kibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika ny Minisitra RAKOTOMALALA Herindrainy Olivier, ny Zoma faha-06 May 2022.
Saram-pandraharahana ny Harena an-kibon’ny tany na Frais d’Administration Minière 2022 Araka ny voalazan’ny Fehezan-dalàna mifehy ny Harena an-kibon’ny Tany, ny
Lire la suite