Akom-baovao DRMRS Vatovavy Fitovinany: Fidinana ifotony tao Ambohimiarina II Mananjary ho tohin’ny fametrahana ny zone d’encadrement
Ho tohin’ny fametrahana ny zone d’encadrement dia nidina ifotony tao amin’ny Kaominina Ambohimiarina II, Distrika Mananjary, Faritra Vatovavy ny Fitaleavam-paritry
Lire la suite