AKOM-BAOVAO DIRMRS FIANARANTSOA : Fidinana ifotony tao Ivandrika Ihosy ho tohin’ny fametrahana ny Zone d’encadrement sy tao Andohanilakaka ho fampahafantarana ny fanondranana vatosoa sy vato sarobidy
Ho tohin’ny fametrahana ny zone d’encadrement dia nidina ifotony tao amin’ny Fokontany Ivandrika CR Zazafotsy, Distrika Ihosy ny ekipan’ny Fitaleavam-paritry
Lire la suite