AKOM-BAOVAO FARITRA VATOVAVY

Nisy ny « Colloque régional » izay notarihin’ireo « Collectifs des Cadres de Vatovavy », notanterahana ny 02 sy 03 Avrily 2025 tao Mananjary, renivohitry ny Faritra Vatovav

Isan’ny mpandray anjara tamin’izany ny avy amin’ny Ministeran’ny harena an-kibon’ny tany ka nisy ny famelabelaran-kevitra momba ny harena an-kibon’ny tany any Vatovavy, izay nataon’ Andriamatoa RAZANANIRINA Henri, Sekretera Jeneralin’ny Ministera, izay nasaina manokana.

Ankoatra izany, noresahany ihany koa ireo olana misy ao anatin’izany seha-pihariana harena an-kibon’ny tany izany, ny mety ho vahaolana sy ny sosokevitra hampandrosoana ny Faritra.

Fampitam-baovao sy sary : Talem-paritra DRMIMN Vatovavy