JOURNEES INTERNATIONALES DES REGIONS : notontosaina tao amin’ny faritra FITOVINANY ny Hetsika Iraisam-pirenena andiany faha7

Nandray anjara mavitrika tamin’ny fankalazana ny Journées Internationales des Régions, izay notontosaina tao Manakara ny 14 hatramin’ny 16 septambra 2023, ny Fitaleavam-paritry ny harena an-kibon’ny tany sy ny loharanonkarena stratejika DRMRS Vatovavy sy Fitovinagny, ny BCMM Manakara ary ny ANOR.  Tonga nanome voninahitra an’izany lanonana izany tany an-toerana ny Sekretera Jeneralin’ny Ministeran’ny harena an-kibon’ny tany sy ny loharanonkarena stratejika.

Fampitam-baovao sy sary : Talem-paritra DRMRS Vatovavy sy Fitovinany