AKOM-BAOVAO DRMRS ALAOTRA MANGORO
Nidina ifotony ho fanatanterahana ny politikam-panjakana amin’ny fametrahana ny Zone d’encadrement ny tao amin’ny Fitaleavam-paritry ny harena an-kibon’ny tany sy ny loharanokarena stratejika DRMRS Alaotra Mangoro ny Alarobia 23 Novambra 2022.
Fitrandrahana volamena ao amin’ ny Fokontany Befody, Kaomina Andreba kely, Distrika Amparafaravola no notsidihana tamin’izany, ka nanazavana tamin’izy ireo ny Politikam-panjakana mikasika ny fametrahana ny Zone d’encadrement.
Fampitam-baovao sy sary : Talem-paritra DRMRS Alaotra Mangoro