FANAZAVANA NENTIN’ANDRIAMATOA RAKOTOMALALA HERINDRAINY OLIVIER, MINISITRY NY HARENA AN-KIBON’NY TANY Aiza ho aiza marina ny toerana hanatanterahana ny tetikasa ataon’ny Base Toliara ?
-Ao Ranobe, 46 km avaratr’i Toliara no misy ny toerana hitrandrahana fa tsy ao an-thampon-tanànan’i Toliara. –Ao « an-kibon’ny tany » ara-bakiteny
Lire la suite