Akom-baovao DIRMRS MELAKY: Fambolen-kazo nokarakarain’ireo mpitrandraka vato
Nanatontosa fambolen-kazo ho fanarenana ireo toerana izay avy nanaovana fitrandrahana ao Angerigedy Ambony, CR Mafajijo Distrika Maintirano ireo mpitrandraka vato
Lire la suite