Famintinana ireo asa notanterahan’ny Ministeran’ny harena an-kibon’ny tany tao anaty 100 andro voalohany fanatanterahana ny Politika Ankopoben’ny Fanjakana
- Sitraka sy telina no atolotra antsika rehetra tonga maro sy nandray anjara mavitrika tamin’ny hetsika Fakan-kevitra momba ny Didim-panjakana fampiharana ny Fehezan-dalàna mifehy ny harena an-kibon’ny tany, izay tontosa soa aman-tsara omaly 12 Avrily 2024 teny amin’ny Mining Business Center Ivato.
- FAMINDRAM-PITANTANANA FITALEAVAM-PARITRY NY HARENA AN-KIBON’NY TANY ATSINANANA