Etoana ny tenako dia mankasitraka sy mankatelina an’Andriamatoa Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara Andry Rajoelina sy Andriamatoa Praiminisitra NTSAY Christian noho ny fanavaozan’izy ireo ny fitokisana napetraka tamiko, ka nanendrena ahy hanohy ny fitantanana ny Ministeran’ny Harena an-kibon’ny tany.

Manentana antsika mpiara-miasa rehetra eto amin’ny Ministeran’ny harena an-kibon’ny tany manerana ny Nosy mba hanao ny asa am-pamendrehana sy am-pahamarinana mba hanatrarana ny tanjona izay tsy miova fa ny hampitombo haingana ny fitondran’ny sehatry ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany anjara biriky amin’ny fampandrosoana ara-toekarena sy sosialy eto Madagasikara.

Dr RAKOTOMALALA Herindrainy Olivier

Minisitry ny Harena an-kibon’ny tany

Je souhaite exprimer ma profonde reconnaissance envers Son Excellence Monsieur le Président de la République de Madagascar, Andry Rajoelina, ainsi qu’à Monsieur le Premier Ministre, NTSAY Christian, pour la confiance qu’ils m’accordent à nouveau en me reconduisant au poste de Ministre des Mines de Madagascar.

Restant pleinement engagé à servir le peuple malagasy, en mettant en œuvre les projets déjà initiés, j’exhorte l’ensemble du personnel du Ministère des Mines et de ses organismes rattachés et sous tutelle, à œuvrer en toute transparence et intégrité.  Notre objectif demeure l’accroissement rapide de la contribution du secteur extractif au développement économique et social de Madagascar.

Dr RAKOTOMALALA Herindrainy Olivier

Ministre des Mines