Réunion sur la mise en œuvre du plan d’assainissement du cadastre minier

Ho firosoana amin’ny fikirakirana ny fangatahana fahazoan-dalana PR sy PREA, dia ampatsiahivina ny tompona Permis PR sy PREA amin’ny fivoriana izay hotarihan’Andriamatoa Minisitry ny Harena an-kibon’ny tany, ny Alakamisy faha-13 febroary ho avy izao manomboka amin’ny 09 ora maraina eny amin’ny Mining Business Center, MBC Mamory Ivato. Mankasitraka mialoha amin’ny fahatongavanao!