Akom-baovao DIRMRS Mahajanga: Fanombohana fambolenkazo honko ho an’ny faritra Boeny

Notanterahana ny Zoma faha- 25 Febroary 2022 tao Ambalatany Kaomina Ambanivohitra Boanamary, Distrika Mahajanga Faharoa ny fanombohana ny fambolen-kazo Honko ho an’ny Faritra Boeny. Izany dia notarihin-dRamatoa Minisitra Lefitra misahana ny Fandrakofana Ala eto Madagasikara.

Afiafy 16 000 ary Honkolahy sy Honkovavy 400.000 amin’ny velaran-tany 80 hekitara no tanjona amin’izany.

Fampitam-baovao sy sary : DIRMRS Mahajanga