Fanombohana ofisialy ny taom-pambolen-kazo 2022. Faritra Melaky sy Fitovinany
Mandray anjara amin’ny fanatanterahana ny fambolen-kazo hatrany ireo ekipan’ny Fitaleavam-paritry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny Loharanonkarena Stratejika sy ny BCMM any an-toerana.
Tao Maintirano no nanatanterahana izany androany 21 Janoary 2022 ho an’ny Faritra Melaky,
Tao Ambodivoangy, Kaomina Analavory, Distrika Manakara kosa ho an’ny Faritra Fitovinagny
« Fambolen-kazo fanarenana loharano, antoky ny fIveloman’ny mponina »
« Izay mamboly hazo manavotra firenena, izay mandoro ala mandoro tanindrazana »
Fampitam-baovao sy sary : DRMRS Melaky – DIRMRS Vatovavy sy Fitovinagny