Ho firosoana hatrany amin’ny fanatsaràna ny rafitra sy ny fitantanana ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany, dia hanatanteraka « FAKAN-KEVITRA MOMBA NY FANAVAOZANA NY FEHEZAN-DALANA MIFEHY NY HARENA AN-KIBON’NY TANY » ny Ministeran’ny Harena an-kibon’ny tany sy ny Loharanon-karena Stratejika ny faha-16, 18, 19, 22 Aogositra 2022,  manomboka amin’ny 8 ora maraina eny amin’ny Mining Business Center Mamory Ivato, ary ny Alarobia faha-17 Aogositra 2022, eny anivon’ireo Fitaleavam-paritra sy Fitaleavana iraisam-paritry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny Loharanonkarena Stratejika manerana ny Nosy.

Manan-danja ny hevitry ny mpiantsehatra rehetra ary ny hevitry ny maro mahataka-davitra, koa manentana ny fahatongavantsika maro, araka ny fandaharam-potoana tandrify ny Vondrona misy antsika avy, na handefa ny soso-kevitra avy amintsika tsirairay ao amin’ny adiresy mailaka codeminier22@gmail.com

Rohy ahafahana misoratra anarana handray anjara amin’ny Atrikasa https://forms.gle/Kqsm9hWzwba2wBR8A

Rohy ahafahana mahazo ny mombamomba ny Atrikasa https://mmrs.gov.mg/travaux-de-refonte-du-code-minier-2022/

Filan-kevitra :  0343758395 – 0343013613

 —————

Atelier de consultation du secteur extractif : « FAKAN-KEVITRA MOMBA NY FANAVAOZANA NY FEHEZAN-DALANA MIFEHY NY HARENA AN-KIBON’NY TANY »

Mining Business Center MBC Ivato à partir de 8 heures suivant le calendrier suivant :

Mardi 16 août 2022 : Administration

Mercredi 17 août 2022 : Toutes parties prenantes au niveau des directions régionales et interrégionales

Jeudi 18 août 2022 : Petites Mines, PRE, Lapidaires, Acheteurs, Revendeurs de produits miniers, Syndicats et groupements miniers

Vendredi 19 août 2022 : Grandes Mines, PE, PR, Comptoirs de l’or, Bijoutiers

Lundi 22 août 2022 : Société civile, Chercheurs, Associations des Ingénieurs des mines et des Ingénieurs géologues

Inscription en ligne : https://forms.gle/Kqsm9hWzwba2wBR8A

Le document de référence : http://mmrs.gov.mg/travaux-de-refonte-du-code-minier-2022/

Pour vos observations, suggestions et remarques : codeminier22@gmail.com

Pour tous renseignements 034 37 583 95 ou 034 30 136 13 ou CSSE Team Porte 212, 2ème étage, Bâtiment du Ministère des Mines et des Ressources Stratégiques, Ampandrianomby, Antananarivo